Teny iditra |
kadina
(kady)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Asiana kady: Nokadiny tsy hidiran' olona ny sahany [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Où on plante une perche en signe de défense, qu’on interdit, qu’on défend: Nokadiko tsy hidiran' ilay io ny tranoko (J’ai interdit à celui-là l’entrée de ma maison) [1.3]
|
Haiendriteny |
kadina
kadiko
kadinao
kadiny
kadintsika
kadinay
kadinareo
kadin'
kadin-
kadim-
kadi-
| |
nokadina
nokadiko
nokadinao
nokadiny
nokadintsika
nokadinay
nokadinareo
nokadin'
nokadin-
nokadim-
nokadi-
| |
hokadina
hokadiko
hokadinao
hokadiny
hokadintsika
hokadinay
hokadinareo
hokadin'
hokadin-
hokadim-
hokadi-
| |
kadio | |
|
|
Teny iditra |
kadina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | latsintafo tanimanga [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | bardeau [1.13]
|
Voambolana |
|