Teny iditra kady
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo
¶ aro: Ianao no kiadinay eto antanàna.
Mitovy hevitra: avara-pianarana ~ endrika ~ felatana-mangaika ny rantsana ~ kintana telonohorefy ~ kitro ifaharana ~ olomanga ~ rehareha ~ sanga ~ tabiha ~ tatamo ravaky ny farihy ~ tolà-miadidy ~ trafo lelafin-ko mandina ~ trafo nasondrotry ny nofo ~ varavara-miandraikitra ~ varivary andrian' ny tafo ~ vato nasondrotry ny tany ~ voara endriky ny saha ~ voninahitra ~ vovonana iadian' ny lohany
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] Poteau, perche, monceau de pierres ou de mottes surmontées d’une poignée de paille servant à marquer une prise depossession, mi interdit ou une défense ; fig. protecteur, défenseur, bouclier, sauvegarde
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Teny iditra kady
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [David: Dialectes (takila K)] [Tankarana] bruit de l'eau dans une barrique.
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31