Entrée kahamba
Partie du discours nom
Explications en malgache Korintsana mitovy amin' ny faray, saingy fohy kokoa satria volotsangana vaniny roa ihany. Misy fomba maro fampiasa azy: ahontsana, kapohina amin' ny riran-tanana, donina amin' ny totohondry; ny manan-talenta dia afaka mitotorebika amin' ny tongony sady mampiasa kahamba ny tanany. Maromaro ny anarany araka ny faritany: kaiamba, kaihamba, kai-hiamba, tsakaihamba [1.1]
Vocabulaire 
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Autres orthographes 

Mis à jour le 2023/03/19