Entrée kahiamba
Partie du discours nom
Explications en malgache Anaran-javamaneno hafa kely fa harefo iray fihina no afatotra goragora ary kapokapohin' ny felatanana roa; izany no atao hoe Kahiamba; malefadefaka ny ngadona azo avy aminy, nefa manana anjara lehibe eo amin' ny fiarahan-javamaneno izy noho izy manano toamikorintsana [1.1]
Exemples Mandritra ny fotoana rehetra anaovana ny lanonana dia tsy mitsahatra ny hira masina, ny fandoroana emboka ny feon' amponga sy kahiamba ary ny vavaka. [2.508]
Vocabulaire 
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/03/19