Teny iditra | kakazo (hazo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Hazo [Rajemisa 1985] | |
[Sihanaka, Tambahoaka] Hazo [Rakotosaona 1975] | ||
hazo efa tapaka [SLP 1986] | ||
Fanazavàna teny frantsay | bois [SLP 1986] | |
(de hazo : arbre ou bois). Deux sens suivant les dialectes :
¶ [Merina] bois mort, récolté comme combustible. ¶ [Betsimisaraka] bois d'oeuvre, en grume mais déjà sec. [Boiteau 1997] | ||
Voambolana | Haizavamaniry | |
Ohatra | Voatery nampiasa fitaovana toy ny kakazo marani-doha hiasana ny tany izy ireo. [FOFAFIPE: Haivola, takila 21] | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny kakazo io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |