Teny iditra kambana
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Zaza roa, na mihoatra, indray aterak' olona anankiray: Nanao kambantelo Rasoa
¶ Indray naterak' olona iray: Kambana izy roa ireny [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a twin, twins [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay Jumeaux, semblables
¶ Assemblage, union de plusieurs [Abinal 1888]
 jumeau [Hallanger 1974, SLP 1986]
 connexion [SLP 1986]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Satria teraka kambana va izy? [Profita: Ranary]
2Faty kambana re ity, ray olona e! [Rajaonarivelo: Bina]
3Mpirahavavy kambana, hono, Rahanta sy Rambolatiana. [Dox: Mirahavavy]
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny kambana ity (1): Ambohikambana

Teny iditra kambana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] gui, mousse. [David: Dialectes (takila H)]
Voambolana 
Mpitovy hevitra hambina ~ kambina

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/20