Teny iditra | kamboty (boty) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Maty ray sy reny na ny iray amin' ireo ¶ Entina milaza ny oriory sy osaosa ara-pivelomana [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | an orphan [Hallanger 1973] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | orphelin [Hallanger 1974] | ||||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | ||||
Sampanteny |
| ||||
Mpitovy hevitra | asorotanitsisatry | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny kamboty io | ||||
Teny iditra | kamboty | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny frantsay | (au sens littéral : orphelin) Plantes cultivées isolées et de mauvaise venue ; manioc dont la tige est flétrie, ou dont on a arraché les tiges en oubliant des tubercules dans le sol (mentionné par Richardson, Grandidier). [Boiteau 1997] | ||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |