|
|
|
|

Entrée (1/3)1  kanjo
Partie du discours  2  conjonction
Explications en malgache  3  Mitovy amin' ny "kanefa" saingy manisika hevitra hoe: "mifanohitra amin' ny nampoizina": Nikasa ny hitsangantsangana izahay, kanjo narary tampoka ny reninay ka voatery nijanona izahay [1.1]
4  [2.69#]
Explications en français  5  cependant, au contraire [1.3#308, 1.5#165]
6  malheureusement [1.5#165]
7  mais voilà que, contre toute attente: Saika hilalao nandritra ny andro aho, kanjo narary tampoka i neny ka voatery nody haingana aho (j'allais jouer toute la journée, mais voilà que maman tomba subitement malade aussi je dus rentrer très tôt) [1.12]
Exemples  8  Ibaba lahy no atao ho mpahafantatra kanjo tsy mahalala [2.69#]
9  kanjo hay efa ho teraka izy tsy mety ho tafatombina iny [2.528#]
10  kanjo nony fakafakaina, toa tsy araka izany no mitranga [2.296#]
Dérivés 
11  Adverbes :
Analogues  12  fa, kango, kinanjo, NEfa, SAINgy
Tableaux et planches  13  Toutes les conjonctions

Entrée (2/3)14  kanjo
Partie du discours  15  nom
Explications en anglais  16  Provincial for aKANjo [1.2#314]
Vocabulaire  17  Botanique: herbe

Entrée (3/3)18  kanjo
Partie du discours  19  nom
Explications en anglais  20  a trailing herb, Ipomea s [1.2#314]
Vocabulaire  21  Botanique: herbe
Nom scientifique 

Anagrammes  23  jonka, kanjo

Mis à jour le 2023/02/14