Teny iditra |
kaoka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Lempona aty, lesoka aty ¶ Keoka [Rajemisa 1985]
|
| [ keoka ] miendrika lovia [SLP 1986]
|
Fanazavàna teny anglisy | hollow, concave [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | creux, concave [Hallanger 1974]
|
| [ keoka ] concave [SLP 1986]
|
Sampanteny |
Mpanahaka |
lempona |
|
Teny iditra |
kaoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Sombin-kanina miraikitra amin' ny vody vilany ¶ Izay sisa rehetra tafajanona ao anaty fitoeran-javatra: Kaokam-paosy iny ariary folo iny [Rajemisa 1985]
|
|
Teny iditra |
kaoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
Hazo madinidinika izay azo tenomina ho lamba ny kirany [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tanala]
(au sens général kaoka : action de râcler ; allusion au mode de préparation des fibres qui doivent être teillées).
Hibiscus surattensis L. (Malvaceae) (réf. Cours 1565). Arbuste dont l'écorce fournit de bonnes fibres, employées en corderie et pour faire des sacs.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Hibiscus surattensis |
|
Teny iditra |
kaoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | fikikisana miandalana ny nofon'ny tany ataon'ny rivotra, ny rano, ny hafanana, ny hatsiaka [SLP 1986]
|
Fanazavàna teny frantsay | érosion [SLP 1986]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
kaoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Mikraoby miditra amin' ny antokon' ny bakteria, miendrika zavatra boribory kely amin' ny fahitana azy amin' ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny amonia na pnemonia [Rajemisa 1985]
|
Voambolana |
Ny fihaviany | Frantsay: coque.
|
|