Teny iditra | kaomisera | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Manamboninahitra ambony indrindra amin' ny Polisy izay tompon' andraikitra amin' ny fampanjakana ny fandriampahalemana sy ny filaminana amin' ny tanàndehibe, ary mamarana ny famotorana ny fikarohana ny mpanao ratsy natomboky ny inspektera [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Lalàna | |
Ny fihaviany | Frantsay: commissaire (un). | |
Tsipelina hafa | komisera [Andraina: I Vola] | |
Ohatra | Ny komisera no tonga dia nitondran' izy roa lahy ahy. [Andraina: I Vola, takila 47] | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/12 |
![]() |