Teny iditra | kapa vy (kapa, vy) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | vehivavy mpivaro-tena, makorelina [Sambo 2001] | |
Fanazavàna teny frantsay | prostituée, pute, putain [Sambo 2001] | |
Mpitovy hevitra | daba lôka ~ kôdy ~ koetra ~ kôksa ~ mafy tratra ~ makôsà ~ mandôliny ~ mazava alina ~ mpijangajanga ~ oui ~ ramavo ~ sipa gôka ~ tsimirirana ~ tsy vaky atonta | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |