Teny iditra kapoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Vono atao amin' ny tanana na zavatra (hazo, karavasy...) azera amin' ny olona.
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] a blow; a beating
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Hallanger 1974] coup; action de battre
  [Abinal 1888] action d'additioner, de former un tout
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [FOFAFIPE: Tongavola, takila 26] Mahazo kapoka aho anio, hoy i Mora.
2 [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 153] Sao, hono, hatao maty kapoka ny soavaliny.
3 [Andraina: I Vola, takila 45] Ny tsaroako farany dia kapoka mafy tamin' ny lohako dia izay.
Teny nalaina 

Teny iditra kapoka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara] dia: biby kapoka

Teny iditra kaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [David: Dialectes (takila K)] [Tankarana] gobelet: kapoaka

Teny iditra kapoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Sakalava, Tanosy] (au sens général kapoka : coup, action de frapper). Voacanga thouarsii Roem. & Schult.(Apocynaceae). Avec le latex très tenace, on fabrique des gluaux sur lesquels les oiseaux viennent se coller. Il ne reste plus qu'à leur donner des coups et à s'en emparer. Voir aussi kaboka.
Voambolana 
Anarana siantifika Voacanga thouarsii

Nohavaozina tamin' ny 2022/03/23