Teny iditra karaha
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] tahaka, sahala: Karaha izany: noho izany
  [Rajemisa 1985] Tahaka, toy
  [SLP 1986] teny enti-milaza ny fitoviana, mitovy, sahala, hoatra, tahaka
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] pareil

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31