Teny iditra kararavina (ravina)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy manify dia manify sady maivana: Misy kararavina tokoa ny lamba nylon ankehitriny [Ravelojaona 1937 takila K.98]
 Manify dia manify
Mitovy hevitra: elatr' angidina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay très mince comme une toile d'araignée [Abinal 1888 takila 313]
Ohatra Izy no mamelatra ny lanitra tahaka ny lamba manify kararavina ary manenjana azy tahaka ny lay hitoerana; [Baiboly: 29.40.22]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31