Teny iditra | kary | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Entina milaza olona fetsifetsy koa: Nofaohin' ilay karilahy iny lahy ny sigarako teto ambony latabatra | |||
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973] a thief | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Veyrières 1913] Se disait des gens madrés | |||
[Hallanger 1974] voleur | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Teny iditra | kary | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Saka dia | |||
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973] a wild cat | |||
[3.1] See this article on the web: where Madagascar’s mysterious ‘forest’ cats came from | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Rajemisa: Vakoka, Veyrières 1913, Hallanger 1974, Tsimbazaza ] chat sauvage | |||
[Tsimbazaza ] Felis lybica ocreata | ||||
Voambolana | Haibiby: mampinono | |||
Anarana siantifika | Felis lybica ocreata | |||
Ohatra | [Dahle: Angano, takila 185]
dia nanontany ny kary ny alika hoe: | |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny kary io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/14 |
![]() |