Teny iditra | kary | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Entina milaza olona fetsifetsy koa: Nofaohin' ilay karilahy iny lahy ny sigarako teto ambony latabatra [Rajemisa 1985] | |||
Fanazavàna teny anglisy | a thief [Hallanger 1973] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Se disait des gens madrés [Veyrières 1913] | |||
voleur [Hallanger 1974] | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Teny iditra | kary | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Saka dia [Rajemisa 1985] | |||
Fanazavàna teny anglisy | a wild cat [Hallanger 1973] | |||
See this article on the web: where Madagascar’s mysterious ‘forest’ cats came from [3.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | chat sauvage [Rajemisa: Vakoka, Veyrières 1913, Hallanger 1974, Tsimbazaza ] | |||
Felis lybica ocreata [Tsimbazaza ] | ||||
Voambolana | Haibiby: mampinono | |||
Anarana siantifika | Felis lybica ocreata | |||
Ohatra | dia nanontany ny kary ny alika hoe: [Dahle: Angano, takila 185] | |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny kary io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/14 |
![]() |