Teny iditra kasihina (kasika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ampandalovana tanana: Nokasihiny ilay marary dia sitrana
¶ Tenenina kely: Nokasihiny teny kely ny amin' ny fifidianana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny kasihina, kasihiko, kasihinao, kasihiny, kasihintsika, kasihinay, kasihinareo, kasihin', kasihin-, kasihim-, kasihi-
Ny lasa nokasihina, nokasihiko, nokasihinao, nokasihiny, nokasihintsika, nokasihinay, nokasihinareo, nokasihin', nokasihin-, nokasihim-, nokasihi-
Ny hoavy hokasihina, hokasihiko, hokasihinao, hokasihiny, hokasihintsika, hokasihinay, hokasihinareo, hokasihin', hokasihin-, hokasihim-, hokasihi-
Filaza mandidy kasiho
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20