Teny iditra kasoka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] farim-peo

Teny iditra kasoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fisafoana mandalo dia izay, kasika
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] the act of rubbing, or of rubbing against something
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] action de frotter
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra kasoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Vary masaka haroharoina ao anaty vilany vy misy menamenaka avy nandritan-kena, ka afangaroharo ao ho vonto
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Betsileo] (de kasaka : action de frotter énergiquement, de réduire en poudre). Grains de haricots qu'on écrase en poudre à laquelle on ajoute du sel et des aromates. On en fait ensuite une sorte de purée, de brouet.
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/25