Entrée (1/3) | 1 katroka |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache | 3 Feno isa tsara, tsy latsaka na manana amby: Valopolo amby zato ariary katroka tsara no nividianako io akoho io [1.1] |
Explications en anglais | 4 the same, exactly: roapòlo àndro kàtroka: exactly 20 days [1.7] |
Explications en français | 5 le même, exactement [1.8] |
Exemples |
6 Feno efa-bolana katroka ny fanompoanay tao. [2.643#] 7 Na dia izany aza anefo rehefa olom-pirenena feno 18 taona katroka dia azo ampiandreiketina fitantanan-draharaha ao an-tokantranon' ny fikambanana. [2.114#] |
Dérivés |
|
Entrée (2/3) | 9 katroka |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en malgache | 11 dona, fidonana, ady 12 Fifandonana; fihaonana misy fifamelezana; ady tsy mifampitsitsy [Bezanozano] [1.78] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (3/3) | 18 katroka |
Partie du discours | 19 nom |
Explications en français | 20 démonter un fusil. [Tankarana] [1.19] |
Anagrammes | 21 katroka, kotraka |
Mis à jour le 2023/10/27 |