Teny iditra | kelika > helika | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Ny faritra lempona amin' ny foto-tsandry ao ambany | |||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885, Hallanger 1973] the armpit | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974] aisselle | |||
Voambolana | Haiaina | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny helika io | |||
![]() |