Teny iditra -kendry
Sokajin-teny endritenin' ny hoe hendry
Haiendriteny 
-kendry
-kendriko
-kendrinao
-kendriny
-kendrintsika
-kendrinay
-kendrinareo
-kendrin'
-kendrin-
-kendrim-
Ohatra 
1 [Dahle: Angano, takila 240] Akory ity no adala miara-monina amin-kendry!
2 [Rabemolaly: Fary, takila 57] Mbola satriko hierana Ny olon-kendrim-panjakana
3 [Rahajarizafy: Filozofia, takila 36] kely ny sasantsasany amin' ireo olon-kendrin' ny firenen-kafa
4 [Baiboly: 33.27.8] Ny olon-kendrinao, ry Tyro, no tao aminao, ka ireo no mpitondra sambonao

Teny iditra kendry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] fitiliana zavatra tiana ho voa, ho azo; fiheverana sy fiomanana mialoha
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 322, Rajaonarimanana 1995] action de viser
  [Abinal 1888 takila 322] dessein, propos, attention, application
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra kendry
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Mpitovy hevitra ara-paritany aloha, anatrehana, añatseha, androña, anketrehana, añoloa, anoloana, heky, izao tsereke, kendry, ndreky, seky, tseky
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara] aloha

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/17