Teny iditra kepika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisaviliviliana, toy ny an' ny kapilim-pamantaranandro, na ny rambon' omby [1.1]
Sampanteny 
Mpitovy hevitra kepikepika

Teny iditra kepika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] valona, famalonana, foritra [1.78]
Sampanteny 

Fivaditsoratra kipake, kapeky, kapike

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31