Teny iditra |
ketoka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | voatery mafy nefa tsy maharitra [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | coincé [1.13]
|
|
Teny iditra |
ketoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Kaikitra mafy, fanerena amin' ny nify na tandra, fandramatra ¶ Zava-mahazo noho ny fanaintainana [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | coup de dent, morsure, piqûre ¶ figuré: douleur aiguë; action de gourmander [1.3]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
ketoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kazo mafy be tsiratsirany [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo]
(sens général : coup de dent, morsure).
Arbre indéterminé à bois dur et très nerveux, difficile à travailler. [1.196]
|
Voambolana |
|