Teny iditra kevoka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Miseho ho be hambo ka mahatsikaiky, mihevi-tena ho tsara na mahay, te hoderaina, dedaka: Kevoka erỳ ny anao lahy nidina tamin' ny bisikileta nanao tsy an-kitana tao Ambatovinaky kanjo terỳ Antsapanimahazo vao nitsirara tamin' ny vato ny lohany
Mitovy hevitra: be ebo ~ be rehaka ~ dedaka ~ firinga mievotra ~ kasikasy ~ kevo-dahy ~ maivan-kitsaka ~ mampilahendrena ~ miana-kendry ~ mpirehareha ~ sehoka ~ somehoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy vain, pretentious [1.7]
Fanazavàna teny frantsay vain, présomptueux [1.3, 1.8]
 fat, faquin, pédant, fanfaron; se dit aussi des animaux de combatqui semblent vouloir combattre et reculent à l;a vue de leurs rivaux. [1.3]
Sampanteny 
Ohatra 
1Kevoka ery izy rehetra milaza fa ao aminy daholo no hihinana ireo mpiara-milalao aminy. [2.470]
2Somary kevoka sy be rehaka izay mantsy izy, ka nitabataba nanao teny ren' olona mba hisy mpahalala ny vaovao momba azy. [2.472]

Fivaditsoratra vokeka

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/06