Teny iditra kevokevoka (kevoka)
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra 
1 [Ravelojaona 1937, takila K164] Nahazo basikely Ilita ka kevokevoka ery mitifitifitra izao zavatra rehetra izao.
2 [Fety: Fanabeazana] Ampy ho an' ny Malagasy ny mandre an' izany hoe "vita vazaha" izany, tsy dia misalasala izy mividy ilay zavatra sady kevokevoka ery mandoka azy amin' ny namany koa hoe "tena vita vazaha mihitsy ity"

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/06