Teny iditra ki~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny ki~]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tovona: Atao eo alohan' ny fototeny ka mahatonga anarana milaza fitaovana enti-manao ny asa na manao ny zavatra lazain' ny fototeny: Kifafa, kilalao.
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] préfixe used in forming nouns: fafa, sweeping; kifafa, a broom
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] préfixe qui sert à former des noms: fafa, action de balayer; kifafa, balai

Teny iditra ki~~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny ki~~]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tovona: Fanao eo alohan' ny anarana verindroa sasantsasany ka enti-milaza fanahafan-javatra, fa kelikely kokoa (mitovy amin' ny tsi~~): Kitranotrano, kiombiomby (tsiombiomby, tsitranotrano)
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] préfixe used in forming nouns with reduplicatives, giving the meaning of small, not serious: trano, house; kitranotrano, playing house, a play house
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] préfixe qui sert à former des noms avec les réduplicatifs; ces noms ont le sens de: petit, pas sérieux

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31