Teny iditra | kia | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] hatina [Rakotosaona 1975] | |
[Tanala] hatina, kivaivay amin'ny tena [Rakotosaona 1975] | ||
Voambolana | Fahasalamana | |
Mpitovy hevitra | kiake | |
Teny iditra | kia | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] boloky [Rakotosaona 1975] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |