Teny iditra |
kiady
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo ¶ aro: Ianao no kiadinay eto antanàna.
[Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | a pole with a tuft of grass used to mark property rights [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | perche surmontée d'une touffe de paille
et qui sert à marquer la possesion, l'interdit [Hallanger 1974]
|
Tsipelina hafa |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
Sary |
|
|
Teny iditra |
kiady
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | a Boy Scout (government-sponsored); cf. skoto,
tily
[Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | éclaireur (laic); cf. skoto,
tily
[Hallanger 1974]
|
|