Teny iditra kianakisa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsileo] kilalao
Fanazavàna teny anglisy  [Fox: Hainteny] songs sung by children
Voambolana 
Ohatra  [Fox: Hainteny, takila 59]
Aho re izao ny ho aia e?(Where will I go, then?)
Aho re izao ny ho an' ia e?(To whom will I return, then?)
Adala ve, ra, rika?(Are you crazy, you?)
Adala ve, ra, rika?(Are you crazy, you?)
Rika taha tsa ho vadiny!(You will never be his wife!)
Rika taha tsa ho vadiny!(You will never be his wife!)
Ko so' hañitsy ny tahala-meloka!(And you will straighten the crooked fences!)
Ko hañitsy ny tahala-meloka!(And you will straighten the crooked fences!)


Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31