Teny iditra |
kibo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny faritra malemy eo ambanin' ny tratra misy ny vavony, ny aty, ny tsinay [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | the belly, the abdomen, the stomach, the womb. [Some Polynesian dialects kopu; Bouton kompo; Teor. kabin] [Richardson 1885]
|
| the belly [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | ventre [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986]
|
| abdomen [SLP 1986]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
kibo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | chatouillement [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
kibo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
dongy,
fidongiana
[Rakotosaona 1975]
|
Fanazavàna teny frantsay | le coeur, les sentiments, la disposition intérieure [Abinal 1888]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
kibo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo, Tanala]
kibobo,
kibokely,
kibotay
[Ravelojaona 1937 takila K174]
|
| [Bara, Taisaka]
kibobo (
vorona)
[Rakotosaona 1975]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
a species of bustard quail [Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
caille. [David: Dialectes (takila K)]
|
Voambolana |
Mpitovy hevitra | |
|
Teny iditra |
kibo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taifasy]
(sens général : le ventre). Nom donné aux tubercules comestibles du nénuphar malgache, Nymphaea stellata Willd. (Nymphaeaceae). On prétend que les hommes qui en mangent beaucoup sont frappés d'impuissance.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Nymphaea stellata |
|