Teny iditra | kibo malain-kanan-dratsy (kibo, laina, anana, ratsy) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | enti-milaza ny ray aman-dreny niteraka tsy te hanana ny maditra ka miteny na mikapoka [Rajemisa 1985] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |