Teny iditra | kibote | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] kamboty, zaza maty ray sy reny: mañisy kibote mañaoñ'arivo [1.78] | |
Mpitovy hevitra | kiboty | |
Teny iditra | kibote | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] zazavavy voafofo tezain'ny vadiny [1.78] | |
Fivaditsoratra | tikebo |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |