Teny iditra kida
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] akondro [Rakotosaona 1975]
  [Provincial] Anarana iantsoan' ny faritany maro ny akondro [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] banane. (katakata). [David: Dialectes (takila K)]
 banane [SLP 1986]
Voambolana 
Mpitovy hevitra akondro ~ katakata

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31