Teny iditra | kidabo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] zazavavy voafofo tezain'ny vadiny [1.78] | |
Teny iditra | kidabo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] ankizy 5 - 12 taona [1.78] | |
Mpitovy hevitra | kidabolahy | |
Fivaditsoratra | bodika, diboka, dobaky |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |