Entrée kidedra
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavamanenon' ankizy (tanala) vita amin' ny volotsangana nosilatsilahina mba hisy kinifinifiny toy ny sotrorovitra ka iny no velezina amin' ny rantsan-kazo kely anankiroa rehefa terena ao ambany helika [1.1]
Vocabulaire 
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2023/03/19