Teny iditra kidona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] radeau. [1.19]
Sampanteny 

Teny iditra kidona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] tetezana [1.78]
  [Betsileo] Arabe migodana mamaky ny vohitra
¶ Tetezan-kazo nakambankambana mampitohy morona roa [1.1]
Sampanteny 
 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra ankody, dokany, donika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31