Teny iditra kidoro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lamba voasesika zavatra malemilemy ka atao fandriana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy a mattress [1.7]
Fanazavàna teny frantsay matelas [1.3, 1.8]
 paillasse [1.3]
 Coussin, oreiller. On précise généralement leur nom en fonction de la matière qui sert de rembourrage: kidorom-bozaka, kidoro-landihazo, kidoro-rofia, etc. [1.196]
Ohatra 
1Jiafotsy no kidoro, fa landy kosa ny firakotra. [2.643]
2Dia nipetraka teo ambony kidoro aho, nieritreritra izay hatao. [2.4]
3Ladina an-tany amin' ny kidoro iray hafa no azy telodahy zokiny. [2.470]

Fivaditsoratra doroky

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/27