Teny iditra | kijy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] karazan-dity tena mafy be avy amin'ny hazo any an'ala, dity [Rakotosaona 1975] | |
karazan-dity [SLP 1986] | ||
Fanazavàna teny frantsay | mastic [SLP 1986] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |