Teny iditra kiky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fikaohana mba hampahanify, fanadiovana mba hanalana ireo miraikidraikitra amin-javatra diovina
Sampanteny 

Teny iditra kiky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara] tazo
Voambolana 

Teny iditra kiky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara] kitro
Voambolana 

Teny iditra kiky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] karazam-biby dia

Teny iditra kiky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [David: Dialectes (takila K)] [Tankarana] nom d'une espèce de poisson.
Voambolana 

Teny iditra kiky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Betsileo] (au sens général : déchets de ratissage, raclures ; comparer au malais kikis : copeaux rejetés par le rabot). Nom donné à une Graminée : Sporobolus subtilis Kunth (Poaceae), généralement considérée comme sans utilité.
Voambolana 
Anarana siantifika Sporobolus subtilis

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/27