Teny iditra | kilaingalainga (lainga) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | vazivazy misy fitapitaka kely hampihomehezana [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny frantsay | ce qu’on fait par jeu en imitant quelque chose, gasconnade, poisson d'avril [Abinal 1888] | |
Tsipelina hafa | tsilaingalainga [Abinal 1888] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |