Teny iditra kilanjy (lanjy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Ravelojaona 1937 takila K199] pipa fifohana paraky na vovo-tsigara
  [Rajemisa 1985] Fitaovana misy karazana fatana kely sy fantsona ka andorana sy ifohana ravim-paraky pipa
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a tobacco pipe
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] pipe

Teny iditra kilanjy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Ravelojaona 1937 takila K199] [Betsileo] Sporobolus sp. karazan' ahitra fihinan' ny ombysy ny ondry, ets.
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Betsileo] the name of a grass
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Betsileo] Sporobolus centrifugus (Trin.) Nees (Poaceae). Espèce fourragère médiocre, broutée seulement à l'état jeune, et dont les animaux se contentent faute de mieux.
Voambolana 
Anarana siantifika Sporobolus centrifugus

Teny iditra kilanjy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Ravelojaona 1937 takila K199] [Betsileo] tany be ahitra, taninahitra, kijana fihinanan' ny omby amana ondry
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Betsileo] Terrains herbeux où il y a beaucoup de kilanjy. On y emmène les boeufs paître, surtout au début de la saison des pluies. (R.P. Dubois).
Voambolana 
Ohatra  [Ravelojaona 1937, takila K199] Kilanjy fatratra izao ao ambodi-valan-dRasamy ao izao, ko fairo ane ny aombe hihinana

Teny iditra kilanjy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Ravelojaona 1937 takila K199] zavamaniry toy ny rongona fanaovana lamba
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Sakalava] Plante indéterminée fournissant une fibre textile (Firaketana Malagasy).
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/27