Entrée kilerao
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavamaneno varahina tsofina, izay manana feo mafy mikarantsana ampiasain' ny miaramila ao an-toby na amin' ny matso [1.1]
Vocabulaire 
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Origine Français: clairon.

Mis à jour le 2023/03/19