Teny iditra | kimole | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] matoatoa [1.78] | |
[Tanala] karazan'olona fohy, lava hoho monina any an-dava-bato any, kalanoro [1.78] | ||
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Mpitovy hevitra | kinole | |
Fivaditsoratra | lemoky, meloky |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |