Teny iditra | kinaka (kaka) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | kakana, asiana kaka (sombin-javatra asisika mba hampihizina zavatra mihetsiketsika): Tsy nihontsona intsony ny kodiaran' ilay fiara nony nokinaka [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | calé [1.3] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Mpitovy hevitra | voakaka | ||||||||||||
Teny iditra | kinaka | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Jereo hinaka [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | comme hinaka | ||||||||||||
Fivaditsoratra | kanika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |