Teny iditra |
kinaka
(kaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao
|
Fanazavàna teny malagasy | kakana, asiana kaka (sombin-javatra asisika mba hampihizina zavatra mihetsiketsika):
Tsy nihontsona intsony ny kodiaran' ilay fiara nony nokinaka [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | calé [Abinal 1888 takila 305]
|
Haiendriteny |
kinaka
kinako
kinakao
kinany
kinatsika
kinakay
kinakareo
kinak'
kina-
kinaky
| |
nokinaka
nokinako
nokinakao
nokinany
nokinatsika
nokinakay
nokinakareo
nokinak'
nokina-
nokinaky
| |
hokinaka
hokinako
hokinakao
hokinany
hokinatsika
hokinakay
hokinakareo
hokinak'
hokina-
hokinaky
| |
|
Mpitovy hevitra | |
|
Teny iditra |
kinaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Jereo hinaka
[Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | comme hinaka
|
|