Teny iditra kinarinarina (arinarina (arina))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba filolohavan-javatra tsy hazonina, fa ny loha no ahetsiketsika kendrena hanohana azy tsy hianjera
¶ Fametrahan-javatra mihilangilana tsy asiana tohany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay jeu d'équilibre [1.13]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20