Teny iditra |
kinasika
(kasika)
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Voakasika, kasihina, tendrena: Nokinasiny, hono, izy dia sitrana [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | touché [Abinal 1888 takila 316]
|
Haiendriteny |
kinasika
kinasiko
kinasikao
kinasiny
kinasitsika
kinasikay
kinasikareo
kinasik'
kinasi-
| |
nokinasika
nokinasiko
nokinasikao
nokinasiny
nokinasitsika
nokinasikay
nokinasikareo
nokinasik'
nokinasi-
| |
hokinasika
hokinasiko
hokinasikao
hokinasiny
hokinasitsika
hokinasikay
hokinasikareo
hokinasik'
hokinasi-
| |
|
Mpitovy hevitra | |
|