Teny iditra | kinendry (kendry) | ||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888 takila 322] visé, qui a été visé | ||
Mpitovy hevitra | voakendry | ||
Ohatra | [Razafiarivony: Harivolana, takila 23]
Ny lohahevitry ny fikarohana sy zava-kinendry no mibaiko azy | ||
Teny iditra | kinendry | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | [SLP 1986] but | ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2021/05/08 |
![]() |