Teny iditra | kinga | ||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fatrapanao zavatra haingana sy tsara, haingam-panao zavatra, mailaka, mivikiviky: Kinga ery Ikoto rehefa miasa ¶ Mahay, havanambanana: Mpitendry zavamaneno kinga Rakoto. [Rajemisa 1985] | ||||||||
maila-pihetsika [SLP 1986] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | clever, quick, shrewd [Hallanger 1973] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | habile, leste [Hallanger 1974, SLP 1986] | ||||||||
adroit, agile [SLP 1986] | |||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Mpitovy hevitra | kingakinga | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Teny iditra | kingà | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny mpamaritra kinga | ||||||||
Ohatra | Ary ialahy, ry Dera, mba kingà sy mahaiza mihetsika, fa misy zavatra kendreko amin' ialahy amin' izao fahatongavan' izy telo mianaka aty izao. [Andraina: I Vola, takila 9] | ||||||||
Teny iditra | kinga | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] petit cours d'eau, ruisseau, affluent. § tanandranoboka, vinany. [David: Dialectes (takila K)] | ||||||||
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |