Teny iditra kintana telonohorefy (kintana, telo, no, ho, refy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: kady ~ kiady
Ohatra  [Callet: Tantara, takila 44] ary ny orimbintana amy ny lanitra, sy ny masoandro, sy ny volana, sy ny kintana telonohorefy, sy ny sasany

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31